| Teny iditra | fanatevenana (tevina) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana [1.1] | |||||
| L'action de rendre épais, le motif [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tsipelina hafa | fanatevezana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|