| Teny iditra | fanatona (hatona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba fanakaikezana Azo hatonina, azo akekezina: Tsy fanatona ny biby masiaka [1.1] | ||
| Manière de s’approcher, celui dont on s’approche [1.3] | ||
| Ohatra | Tena haingana fanatona ka tokony hiomana amin' izay.
[2.928] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|