| Teny iditra | fanatsatso (tsatso) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manatsatso, mampihena tsiro, manampo-drano, mandefy Azo tsatsoina [1.1] | ||
| Ce qu’on peut rendre fade, manière de rendre fade [1.3] | ||
| Ohatra | mamo-savy ihany ka mafy la, ka ódy mahery no antenaìna, fanatsatso rano no ianteherana, fande-vonana no iankinana;
[2.857] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|