|
|
|
|

Teny iditra fanatsihana (hatsika)
Sokajin-teny anarana
 Fiantsoana amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy [1.1]

Teny iditra fanatsihana
Sokajin-teny anarana
 Fitaovana misy makarakara entina mampitsika ny rano [1.13]
 égouttoir [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05