|
|
|
|

Teny iditra fanatsika (hatsika)
Sokajin-teny anarana
 Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [1.1]

Teny iditra fanatsika (tsika)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [1.1]

Teny iditra fanatsika (tsika)
Sokajin-teny mpamaritra
 Azo tsihina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05