|
|
|
|

Teny iditra fanatsirara (tsirara)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manatsirara, mandavo mitsilany, ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka
Azo atsirara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14