|
|
|
|

Teny iditra fanatsofana (tsofa)
Sokajin-teny anarana
 Fanapahana amin' ny tsofa [1.1]
 Fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa [1.13]
 L’action de scier, de limer, l’instrument, le lieu [1.3]
 Sciage [1.13]
Ohatra Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07