| Teny iditra | fandadiana (lady) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/03 |
|