| Teny iditra | fandakana (lakana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|