|
|
|
|

Teny iditra fandalorana (lalotra)
Sokajin-teny anarana
 Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana
Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso [1.1]
 A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel. [1.2]
 L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage [1.3]
 Truelle, polissoir [1.3]
Ohatra Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07