|
|
|
|

Teny iditra fandamaka (lamaka)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha [1.1]
 La manière de niveler [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20