| Teny iditra | fandambolambo (lambolambo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1] | ||
| Teny iditra | fandambolambo (lambolambo) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|