| Teny iditra | fandantolantoana (lantolanto (lanto)) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ohatra | Fa ny atsy angaha toa miavaka kokoa amin'ny fitsikeran' ny sainy, ary ny aroa angaha toa miavaka kokoa amin'ny fandantolantoan' ny fanahiny.
[2.299] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|