| Teny iditra | fandeha (leha) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny Dia: Adanodano ny fandehanao Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao? Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1] | |||||
| La manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | fandeha | ||||
| Sokajin-teny | mpampitohy | ||||
| Yet, but. See nefa. [1.2] | |||||
| Mpanahaka | kandeha ~ nefa | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|