|
|
|
|

Teny iditra fandevenana (levina)
Sokajin-teny anarana
 Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana [1.1]
 The act of burial, a funeral [1.7]
 L'action d'enterrer, les funérailles [1.3]
 Action d'enterrer, funérailles [1.8]
Ohatra 
1Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana. [2.472]
2Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. [2.508]
3Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : fandevenana, fandevenako, fandevenanao, fandevenany, fandevenantsika, fandevenanay, fandevenanareo, fandevenan', fandevenan-, fandevenam-, fandevena-
Tovonana : -pandevenana, -pandevenako, -pandevenanao, -pandevenany, -pandevenantsika, -pandevenanay, -pandevenanareo, -pandevenan', -pandevenan-, -pandevenam-, -pandevena-
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20