|
|
|
|

Teny iditra fandio (dio)
Sokajin-teny anarana
 Rano na zavatra entina hanadio
Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka [1.1]
 Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer [1.3]
Ohatra 
1Omeo fandio, hoy indray i Bemanana. [2.472]
2Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07