|
|
|
|

Teny iditra fandiovana (dio)
Sokajin-teny anarana
 Asa atao hanadio [1.1]
 L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie [1.3]
Ohatra 
1Io no atao hoe afo fandiovana! [2.529]
2Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry. [2.470]
3Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary. [2.366]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07