|
|
|
|

Teny iditra fandoahana (loaka)
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana loaka, lavaka [1.1]
 The act of piercing; a tool for making holes [1.7]
 Action de percer un trou; outil pour percer [1.8]
Ohatra Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara. [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01