| Teny iditra | fandrafetana (rafitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanamboarana zavatra amin' ny hazo: Fandrafetana latabatra Fanorenana: Fandrafetana trano Fanaovana, famoronana: Fandrafetana samba Fandaharana: Havanana amin' ny fandrafetana iohateny ianao [1.1] | ||
| Carpenter work, construction work [1.7] | ||
| Travail de charpentier; construction [1.8] | ||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|