|
|
|
|

Teny iditra fandrahana (fandraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ
Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra
Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara [1.1]
 To be cut by a chisel; to be morticed. [1.2]
 To be chiseled [1.7]
 Qu'on cisèle [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fandrahana, fandrahako, fandrahanao, fandrahany, fandrahantsika, fandrahanay, fandrahanareo, fandrahan', fandrahan-, fandraham-, fandraha-
Ny lasa : nofandrahana, nofandrahako, nofandrahanao, nofandrahany, nofandrahantsika, nofandrahanay, nofandrahanareo, nofandrahan', nofandrahan-, nofandraham-, nofandraha-
Ny hoavy : hofandrahana, hofandrahako, hofandrahanao, hofandrahany, hofandrahantsika, hofandrahanay, hofandrahanareo, hofandrahan', hofandrahan-, hofandraham-, hofandraha-
Filaza mandidy : fandraho

Teny iditra fandrahana (rahana)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mandrahana, mampangotraka [1.1]

Teny iditra fandrahana
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Soamaravo [1.1]

Teny iditra fandrahana
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Betsileo, Sakalava] (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Cynodon dactylon

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20