| Teny iditra | fandraiketana (raikitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo [1.1] | ||
| Scellement, liant, fixation [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|