|
|
|
|

Teny iditra fandraotra (raotra)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mandraotra
Amboarana horona henjankenjana voafehy tsara toy ny kifafa kely ka atao solom-pihogo hitsikerakerana, hanogoana ny volo [1.1]
 Fihogo [1.13]
 Same as fandrao-bolo [1.2]
 Peigne [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20