|
|
|
|

Teny iditra fandravona (ravona)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mandravona, mampitovy tantana
Azo aravona [1.1]
 Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser [1.3]

Teny iditra fandravoña
Sokajin-teny anarana
  [Bara] loko, fandokoana [1.78]

Teny iditra fandravona (ravona)
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07