| Teny iditra | fandrefesana (refy) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy [1.1] | |||||||
| Mesure, mesurage [1.13] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: fandrefesana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana) | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|