Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fandre
ho
fana
(
re
hoka
)
Sokajin-teny
anarana
Famoahana rehoka; zavatra fasiana ny rehoka
[
1.1
]
Ce qu’on peut rejeter en expectorant, manière d’expectorer
[
1.3
]
Ohatra
1
Ny tapa-tsihy eo anoloany no nosongainy nataony
fandrehofana
.
[
2.285
]
2
Nohatonin' i Noro, vadin' i Laibory, na Rasoa, reniny, nasiany, ambanin' ny vavany, lovia feno arina, natao
fandrehofana
.
[
2.270
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07