| Teny iditra | fandringana (ringa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara [1.1] | ||
| Teny iditra | fandringana (ringana) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka Azo aringana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|