| Teny iditra | fandritra (ritra) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|