|
|
|
|

Teny iditra fandroahana (roaka)
Sokajin-teny anarana
 Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika
Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [1.1]
 The act of driving out or away [1.7]
 Action d'expulser [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20