| Teny iditra | fandroboana (robo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famitahana amin' ny teny mamy, fandokadokafana; fitaomana, fitarihana, fandrobohana [1.1] | ||
| Teny iditra | fandroboana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Hoby, fihobiana [1.78] | ||
| Tovy hevitra | robo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|