| Teny iditra | fandrokidrokiana (rokiroky (roky)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/11/12 |
|