| Teny iditra | fanebahana (tebaka) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana [1.1] | |||||
| L'action de mépriser, la cause [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|