| Teny iditra | fanefena (tefy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa Famolavolana: Tsy mora ny fanefena ny toe-tsaina amam-pon' ny ankizy hatramin' ny fahakeliny, izay tsy maintsy atomboka hatreo omin' ny fianakaviana [1.1] | ||
| L'action de forger, de fabriquer, l'instrument, la cause, le lieu [1.3] | ||
| Forge [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|