|
|
|
|

Teny iditra faneferana (efitra)
Sokajin-teny anarana
 Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [1.1]
 Fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [1.13]
 Isolation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20