| Teny iditra | fanemorana (hemotra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa [1.1] | ||
| L'action de renvoyer, de retenir [1.3] | ||
| Ohatra | Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray.
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|