|
|
|
|

Teny iditra faneno (neno)
Sokajin-teny anarana
 Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ [1.1]
 Manière de retentir [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Notsindriko ny faneno teo am-baravarana. [2.4]
2Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. [2.470]
3Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? [2.270]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21