| Teny iditra | fanesoana (eso) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy [1.1] | |||||
| Le mépris, la moquerie, la raillerie [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|