|
|
|
|

Teny iditra fangaihay (haihay)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona mangaihay, mangasihasy diso fanantenana: Nalahelo aho, nahita ny fangaihain' i Koto tsy nahazo voalohany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20