| Teny iditra | fanganohano (hanohano) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|