|
|
|
|

Teny iditra fangaraka (haraka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba fampidirana ao amin' ny haraka
Fampiditra ao amin' ny haraka [1.1]

Teny iditra fangaraka
Sokajin-teny anarana
 Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany [1.1]
 A small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name. [1.2]
 The mud mason wasp [1.7]
 Abeille maçonne [1.8]
Voambolana 
Ohatra Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16