| Teny iditra | fangaronana (harona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|