|
|
|
|

Teny iditra fangatahana (hataka)
Sokajin-teny anarana
 Fiangaviana zavatra na fiangaviana asa; fitalahoana, fihantana: Aoka hoekenao ny fangatahako [1.1]
 A request, a petition, an entreaty [1.7]
 Demande, prière, pétition [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20