| Teny iditra | fangatsiahana (hatsiaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto [1.1] | ||
| Le froid, la froidure [1.3] | ||
| Ohatra | tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa.
[2.356] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|