|
|
|
|

Teny iditra fangirika (hirika)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mangirika, mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon' ny hafa [1.1]

Teny iditra fangirika
Sokajin-teny anarana
 Fitaovana kapohina fanaovana lavaka kely amin'ny rindrina [1.13]
 Tamponnoir [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05