|
|
|
|

Teny iditra fangitakitahana (hitakitaka)
Sokajin-teny anarana
 Fitepotepoana mafy, fientanam-po [1.1]
 La palpitation, l'émotion [1.3]
Voambolana 
Ohatra Miteraka fahabangana sy fangitakitahana anaty eo amin'ny olona izany toe-javatra izany. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08