|
|
|
|

Teny iditra fangitra
Sokajin-teny anarana
 Soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10]
 Faritra [1.1]
 A curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra [1.2]
 Contour, délimitation, circonscription [1.3]
 Coordonnées. [Voambolana: ] [1.13]

Teny iditra fangitra
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taimoro] Tapaka (volondoha) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/11