| Teny iditra | fangotsoka | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/05/06 |
|