| Teny iditra | fangozohozo (hozohozo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fihozohozo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|