|
|
|
|

Teny iditra fanilana (ila)
Sokajin-teny anarana
 Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky [1.1]

Teny iditra fanilana (hilana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana
Azo arona, araika atsỳ na arỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20