|
|
|
|

Teny iditra fanilisily (silisily (sily))
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manilisily na tsy manome afa-tsy kely bitika: Mahotsikaiky itý fanilisilinao ny zavatra omenao ny mahantra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20