| Teny iditra | faningana (singana) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina maningana, manavaka Azo singanina [1.1] | ||
| Teny iditra | faningàna | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampiakarana entana mavesatra [1.13] | ||
| Levage [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|